The following text field will produce suggestions that follow it as you type.

Coles

Loading Inventory...
Tena efa nateraka indray tamin'ny rano sy ny fanahy masina ve ianao? [Famoahana Vaovao Nohavaozina]

Tena efa nateraka indray tamin'ny rano sy ny fanahy masina ve ianao? [Famoahana Vaovao Nohavaozina] in Vernon, BC

Current price: $4.00
Buy Online

Size: Kobo eBook

Buy Online
*Product information may vary - to confirm product availability, pricing, shipping and return information please contact Coles
Ny lohahevitra lehibe amin`ity boky ity dia "fahateraham-baovao amin`ny rano sy ny Fanahy Masina." Manana ny fahasamihafana amin`ity lohahevitra ity izy. Raha atao teny hafa, ity boky ity dia milaza mazava amintsika izay atao hoe fahateraham-baovao sy ny fomba ahaterahana indray amin`ny rano sy ny Fanahy Masina mifanaraka tsara amin`ny Baiboly. Ny rano dia maneho ny batisan`i Jesosy tao amin`ny Reniranon`i Jordana, ary milaza ny Baiboly fa ny fahotantsika rehetra dia natolotra tamin`i Jesosy rehefa natao batisa tamin`i Jaona Mpanao-batisa Izy. Jaona no solon`ny olombelona rehetra ary taranaky Aarona, ny Mpisoronabe. Aarona dia nametra-tanana tamin`ny lohan`ny osilahy fandefasana ary nampitondra ny fahotan`ny Isiraelita rehetra tamin`ny Andron`ny Famonjena. Izany dia tandindona ny zavatra tsara ho avy. Ny batisan`i Jesosy dia tandindona ny fametrahan-tanana. Jesosy dia natao batisa amin`ny endrika fametrahan-tanana tao amin`ny Reniranon`i Jordana. Noho izany, nitondra ny fahotan`izao tontolo izao rehetra Izy tamin`ny alalan`ny batisany ary nohomboana tamin`ny hazo fijaliana mba handoavana ireo ota ireo. Saingy, ny ankamaroan`ny Kristiana dia tsy mahafantatra ny antony nanaovan`i Jesosy batisa tamin`i Jaona Mpanao-batisa tao amin`ny Reniranon`i Jordana. Ny batisan`i Jesosy no teny fototra amin`ity boky ity ary anisan`ny tsy azo ihodivirana amin`ny Filazantsaran`ny rano sy ny Fanahy Masina. Afaka hateraka indray isika raha mino ny batisan`i Jesosy sy ny Hazo Fijaliany.

More About Coles at Village Green Shopping Centre

Find everything in-store including new, used and children’s books, music, movies, games and toys. Visit Coles today to find the perfect gift, or a novel for yourself. COVID-19 UPDATE: Open | Regular Centre Hours

Find Coles at Village Green Shopping Centre in Vernon, BC

Visit Coles at Village Green Shopping Centre in Vernon, BC
Powered by Adeptmind